Entry (1/4) | 1 haro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara 4 Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro [1.1] 5 fitambarana taharo roa na maromaro [1.13] 6 fifangaroana [Taisaka] [1.78] |
Explanations in English |
7 a mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.] [1.2] 8 a mixture [1.7] |
Explanations in French |
9 mélange [1.8] 10 complexe, mélange, composition [1.13] |
Derivatives |
|
Analogs | 16 fangaro, laro |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 22 haro |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 corbeille [Taisaka]
[1.82] |
Entry (3/4) | 25 haro |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 fihadiana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (4/4) | 28 haro |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 alina [Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 31 haro, hora, raho, roha |
Updated on 2023/10/12 |