|
|
|
|

Entry1  fangaro
Root  2  haro
Part of speech  3  noun or adjective
Derivatives 
4  Passive verbs :
Explanations in Malagasy  5  Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy
6  Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina
7  Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [1.1]
Explanations in French  8  combinaison [1.13]
Examples  9  Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro; [1.240#]
Compound words 

Anagrams  12  fangaro, fangora, farango

Updated on 2023/10/12