Entry | 1 fangaro |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina |
Explanations in French |
4 [1.13] combinaison |
Examples |
5 [1.240#] Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro; |
Root | 6 haro |
Derivatives |
|
Analogs | 8 haro, laro |
Compound words |
|
Anagrams | 12 fangaro, fangora, farango |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |