Entry | 1 afangaro |
Root | 2 fangaro |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany [1.62] |
Examples |
5 afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1] 6 Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano [1.1] 7 Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo [1.1] 8 Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay; [2.313#] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 afangaro, afarango, angarofa, farangoa |
Updated on 2023/08/16 |