Entry 1/2 | aharo (haro) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Afangaro, ampifangaroina [1.78] | ||||||||
Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy [1.1] | |||||||||
Explanations in English | To be mixed. Used in speaking of that which is added. [1.2] | ||||||||
Examples | Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy.
[1.431] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry 2/2 | aharo (hatra) | ||||||||
Part of speech | imperative of passive verb ahàtra | ||||||||
Examples | aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra;
[2.48] | ||||||||
Anagrams | aharo, araho, haora, haroa |
Updated on 2023/08/16 |