|
|
|
|

Entry (1/3)1  hatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana [1.1]
Morphology 
4  Simple :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
Analogs  9  hatramy

Entry (2/3)10  hatra
Part of speech  11  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  12  Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà [1.1]
Explanations in English  13  up to, as far as (of time and space) [1.7]
Explanations in French  14  depuis, jusqu'à [1.8]
Vocabulary  15  Time
Compound words 

Entry (3/3)20  hatra
Part of speech  21  adjective
Explanations in English  22  a word for zatra [Provincial] [1.2]
Explanations in French  23  habitué. § zàtra. [Tankarana] [1.19]

Anagrams  24  ahatr, hatra

Updated on 2023/09/28