Entry | hakitrokely | |
Elementary words | ha- (hatra) ; kitrokely | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | Hatreo amin' ny kitrokely ny halaliny [1.1] | |
Explanations in English | As deep or high as the ankles [1.7] | |
Explanations in French | Jusqu'aux chevilles [1.8] | |
Examples | Ary nony nandeha niantsinanana ralehilahy, nisy famolaina teny an-tànany, ka nandrefy arivo hakiho izy, dia nampitainy ny rano aho, ka hakitrokely ny rano.
[2.996] | |
Vocabulary | Space | |
Updated on 2023/11/20 |