Entry (1/5) | 1 kitro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. [1.1] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/5) | 14 kitro |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly [1.1] 17 faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [1.13] |
Explanations in English |
18 a hoof [1.7] |
Explanations in French |
19 sabot des animaux [1.3, 1.19, 1.8] 20 sabot [1.13] |
Vocabulary |
21 Zoology: (in general) |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 23 kitro |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in Malagasy |
25 Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly 26 Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [1.1] |
Explanations in English |
27 a callus or corn [1.7] |
Explanations in French |
28 callosité [1.3] 29 tartre des dents [1.3] 30 durillon [1.54] |
Vocabulary |
31 Biology |
Synonyms | 32 kotro |
Compound words |
|
Entry (4/5) | 36 kitro |
Part of speech | 37 noun |
Explanations in Malagasy |
38 angady kely [Taisaka]
[1.78] 39 angady tonta, angady montro [Bara] [1.78] 40 lefona [Tanosy] [1.78] |
Entry (5/5) | 41 kitro |
Part of speech | 42 noun |
Explanations in Malagasy |
43 zafindohalika [Taisaka]
[1.78] |
Vocabulary |
44 Relationships: family |
Anagrams | 45 kitro, kotry, otrik, troky |
Updated on 2023/10/24 |