|
|
|
|

Entry1  hakitrokely
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hatreo amin' ny kitrokely ny halaliny
Explanations in English  4  [1.7] as deep or high as the ankles
Explanations in French  5  [1.8] jusqu'aux chevilles
Examples  6  [2.996#] Ary nony nandeha niantsinanana ralehilahy, nisy famolaina teny an-tànany, ka nandrefy arivo hakiho izy, dia nampitainy ny rano aho, ka hakitrokely ny rano.
Vocabulary  7  Space
Elementary words  8  hatra, kitro, kely

Updated on 2024/12/10