|
|
|
|

Entry1  halohalika
Elementary words  2  hatra, lohalika
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara
Explanations in English  5  [1.2] Depth of the knee
6  [1.2] Up to the knees
Explanations in French  7  [1.3] Jusqu' au genou, se dit de la profondeur de l'eau
8  [2.415] Il y a de l' eau jusqu' au genou
Examples  9  Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; [2.69]
10  Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina. [2.508]
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word halohalika

Anagrams  13  halalahiko, halohalika

Updated on 2024/08/13