Entry | 1 halohalika |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara |
Explanations in English |
4 [1.2] Depth of the knee 5 [1.2] Up to the knees |
Explanations in French |
6 [1.3] Jusqu' au genou, se dit de la profondeur de l'eau 7 [2.415] Il y a de l' eau jusqu' au genou |
Examples |
8 [2.69] Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; 9 [2.508] Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina. |
Elementary words | 10 hatra, lohalika |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word halohalika |
Anagrams | 13 halalahiko, halohalika |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |