|
|
|
|

Entry (1/2)1  ahatra
Root  2  hatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  atao mipaka amin' ny..., atao mianjera, miantefa amin' ny...: Tsy azonao ahatra aminy izany lalàna izany satria olona marary saina izy [1.1]
Explanations in English  5  to be made to reach to. [1.2]
6  to be brought up to, to be applied [1.7]
Explanations in French  7  qu'on fait atteindre jusqu'à, qu'on adresse à, qu'on applique à, qu'on fait retomber sur [1.3]
8  qu'on applique [1.8]
Examples  9  Taorian'izany fijaliana izany, na dia voasazy tamim-pamindram-po ihany aza izy dia nahalala ny hamafin'ny fampijaliana ahatra amin'ny tsy mpivavaka, tsaraina amin-katezerana. [2.996]
10  Tsarovy fa toy ny didy nahatra|hahatra taminy izay nahatra|hahatra aminao, ny ahy omaly; [2.996]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/2)15  ahatra
Part of speech  16  Unspecified
Derivatives 
17  Active verbs :
Explanations in French  18  [1.6]

Anagrams  19  ahatra, harata, tahara

Updated on 2023/01/19