Entry | 1 hakiho |
Elementary words | 2 hatra, kiho |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Halavan-drefy hatreo amin' ny loba fanondroadala ka hatreo amin' ny kiho (mitovy amin' ny roa ambin' ny folo zehy) 5 Hatreo amin' ny kiho ny halaliny [1.1] |
Explanations in English |
6 A cubit. [1.2, 1.7] 7 The length of the hand and forearm to the elbow [1.7] |
Explanations in French |
8 Une coudée [1.3] 9 La coudée, allant du coude à l'extrémité du médius, la main étant ouverte [2.415] 10 coudée, 45 cm environ [1.8] |
Vocabulary |
11 Space |
Anagrams | 12 hahiko, hakiho, hihako |
Updated on 2024/08/13 |