|
|
|
|

Entry1  zatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita
Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra
Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony
Explanations in English  4  [1.7] accustomed
Explanations in French  5  [1.3#869, 1.8] habitué; apprivoisé
6  [1.3#869] Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé
Examples  7  Mba ho zatra vahoaka, hono. [2.4]
8  Efa zatra namboly ihany izy. [2.356]
9  Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word zatra

Updated on 2025/01/21