Entry | 1 mpanazatra |
Root | 2 zatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina |
Explanations in French |
5 [1.3#869] celui qui habitue |
Examples |
6 Tsy noraisin' izy ireo ho fanomezan-daza azy ireo mihitsy ny fampanantenana azy ireo mpanazatra tanora, na dia fikendrena fahombiazana aza angamba no nokendrena tamin' izany. [4.27#] |
Synonyms | 7 mpankazatra |
Updated on 2023/02/17 |