Entry |
manazatra
(zatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao ny manazatra ny zanakao handresy ny tahotra [1.1]
|
Explanations in English | To make accustomed to; to train [1.7]
|
Explanations in French | Accoutumer [1.3, 1.8]
|
| Habituer, apprivoiser [1.3]
|
| Entraîner [1.8]
|
Examples | Raha manazatra ny mahantra hanamavo ny mpanana isika, dia manova ny tompo ary mamorona andevo vaovao.
[1.369]
|
Morphology |
Present : |
manazatra |
Past : |
nanazatra |
Future : |
hanazatra |
Imperative : |
manazara |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|