Entry | 1 manazatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao ny manazatra ny zanakao handresy ny tahotra |
Explanations in English |
4 [1.7] to make accustomed to; to train |
Explanations in French |
5 [1.3#869, 1.8] accoutumer 6 [1.3#869] habituer, apprivoiser 7 [1.8] entraƮner |
Examples |
8 [1.369#] Raha manazatra ny mahantra hanamavo ny mpanana isika, dia manova ny tompo ary mamorona andevo vaovao. |
Root | 9 zatra |
Morphology |
|
Synonyms | 14 mankazatra |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |