Entry (1/2) | 1 zarina |
Root | 2 zatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga zatra: Zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatraloatra [1.1] |
Explanations in English |
5 to be made accustomed; to be trained [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on habitue; qu'on apprivoise [1.3#869, 1.8] 7 qu’on exerce, qu’on accoutume, qu’on familiarise [1.3#869] 8 qu'on dompte [1.8] |
Examples |
9 Mba hitaizana ny mpianatra dia zarina hiala amin' izay fomba ratsiny izy. [1.519#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 zarina |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 palmier à huile [1.13] |
Vocabulary |
17 Botany: palm |
Anagrams | 18 azarin, izaran, nazari, nizara, razany, rizana, zairan, zarain, zarina, zinara |
Updated on 2023/02/17 |