Entry | 1 mifankazatra |
Root | 2 zatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara |
Explanations in French |
5 [1.3#869] être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser: Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~ Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde) |
Examples |
6 Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra; [2.285#] 7 Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy [2.296#] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |