Entry | 1 fanazarana |
Root | 2 zatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely |
Explanations in English |
5 [1.7] training, esp. for sports |
Explanations in French |
6 [1.3#869] L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause 7 [1.8] entraînement, spéc. pour les sports, exercices 8 [1.13] entraînement, exercice |
Examples |
9 Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo. [2.445#] |
Synonyms | 10 fankazarana |
Compound words |
|
Titles | 16 Fanazarana hiteny, fanabeazam-boho : tari-desona ho an'ny mpampianatra (Ranaivomanana Raymond) |
Updated on 2023/10/16 |