|
|
|
|

Entry1  mankahatra
Root  2  hatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitsapa, manandrana: Nankahatra nitaingina soavaly omby aho fa tsy nahay
5  Mitono tena, manao vy very ny amy...: Nankahatra ny fahavalo izy ka saiky maty
6  Mihaika, mihatsy: Aza mankahatra ny hatezeran-drainao fa maratra eo ianao [1.1]
Explanations in English  7  to turn aside, to deviate, to err from; to reach or attain by a wrong method, to do a thing one is told not to do; to try one another's strength, to see which is strongest, to try if one can lift a heavy weight, etc. [1.2]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Anagrams  14  hanatrakam, mankahatra

Updated on 2023/01/20