Entry | 1 havaniana |
Elementary words | 2 hatra, vaniana |
Part of speech | 3 adverb |
Vocabulary |
4 Space |
Explanations in Malagasy |
5 Hatreo amin' ny vaniana ny halaliny: Rano havaniana ve dia hahadifotra [1.1] |
Explanations in English |
6 up to the loins [1.2] |
Explanations in French |
7 jusqu' aux reins [1.3] 8 Il y a de l' eau jusqu' aux reins, jusqu' au salaka qui entoure les reins [2.415#6668] |
Examples |
9 Nolazain-dRamaria fa netin' ny Tompo nihoatra ilay tamboho kely havaniana teo anilan' ny tranony izy, ka napetrany teo amin' ilay fiarakodia volamena. [2.649#] |
Synonyms | 10 am-pisalakana, havalahana |
Tables and plates |
11 All the adverbs |
Anagrams | 12 havaniana, ihavanana, ivanahana |
Updated on 2024/08/13 |