Entry | vaniana | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [1.1] | |||
Vocabulary | Biology | |||
Compound words |
| |||
Entry | vaniaña | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | [Tanala] Valahana, andilana, lanivoa [1.78] | |||
Synonyms | vania | |||
Anagrams | anivana, Ny Avana, vaniana |
Updated on 2020/07/31 |