Entry | loha vaniana | |
Elementary words | loha ; vaniana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Faritra eo anelanelan' ny voa sy ny taolan-tehezana [1.1] | |
Examples | Otrikaretina maharitra ela, indrindra ny aretina manaintaina eo amin'ny lohavaniana
[2.424] | |
Vocabulary | Biology | |
Updated on 2023/05/19 |