Entry |
mihatra
(hatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [1.1]
|
Explanations in English | To reach to, to come to. [1.2]
|
| To happen to; to reach to [1.7]
|
Explanations in French | Arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [1.8]
|
Examples |
1 | Tsy maintsy mihatra aminy izany.
[2.499]
|
2 | Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny.
[1.369]
|
3 | Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy.
[2.324]
|
4 | Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mihatra |
Past : |
nihatra |
Future : |
hihatra |
Imperative : |
mihara |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mihatra
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
manasitrana
[1.78]
|
|