Entry | 1 hafotope |
Elementary words | 2 hatra, fototra, fe |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hatreo amin' ny fotope ny halaliny: Izay rano hafotope ve dia hahafaty an-drano? 5 [2.415] eto amin' ny ravim-body |
Explanations in English |
6 [1.2] up to the thighs. 7 [1.7] hip deep, hip high |
Explanations in French |
8 [2.415#6657] Il y a de l' eau jusqu' au haut de la cuisse, jusqu'aux fesses 9 [1.8] jusqu'aux hanches |
Examples |
10 fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika. [2.69] |
Vocabulary |
11 Space |
Updated on 2024/12/10 |