|
|
|
|

Entry1  hafotope
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hatreo amin' ny fotope ny halaliny: Izay rano hafotope ve dia hahafaty an-drano?
4  [2.415] eto amin' ny ravim-body
Explanations in English  5  [1.2] up to the thighs.
6  [1.7] hip deep, hip high
Explanations in French  7  [2.415#6657] Il y a de l' eau jusqu' au haut de la cuisse, jusqu'aux fesses
8  [1.8] jusqu'aux hanches
Examples  9  [2.69] fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika.
Vocabulary  10  Space
Elementary words  11  hatra, fototra, fe

Updated on 2024/12/10