Entry |
ha-
|
Part of speech | morphological form of hatra
|
Explanations in Malagasy | Tovona atao ao alohan' ny anarana sasany hilaza refy: rano halohalika, fefy havalahana, hahekika, hatenda...
ary amin' ity izy dia fanafohezana ny hatra, hatreo, hatramin' ny: hatramin' ny lohalika, hatramin' ny valahana, ... [1.10]
|
| Fanafohezana ny hoe Hatra izay atovona amin' ny anaran' ny faritra sasantsasany amin' ny tena mba handrefesana ny halalin' ny zavatra toy ny rano na lavaka: Hahelika: hatreo amin' ny helika [1.1]
|
Explanations in English | A contraction of hatra, meaning up to:
havaniana
[1.2]
|
Explanations in French | Abréviation de hatra, sert à former des adverbes marquant la hauteur ou la profondeur:
halohalika ~
hahelika ~
havava
[1.3]
|
| Jusqu'à [1.5]
|
Compound words |
|
|
Entry |
ha~
|
Part of speech | prefix
|
Explanations in Malagasy | Tovona atao: a) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mba hanaovana anarana milaza toetra ihany koa: Halava, hatsara; b) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mitovana ina mba hanaovana matoantenin' ny iharana mifamaly amin' ny matoantenin' ny mpanao mitovona mana: Hatsaraina (manatsara), hafohezina (manafohy) [1.1]
|
Explanations in English | A prefix to adjectives making them into abstract nouns,
as hatsara, goodness, from
tsara, good.
[1.2]
|
| Prefix used :
a) to form abstract nouns. as : havo, high; hahavo, height;
b) in forming passive verbs as : fohy, short;
hafohezina, to be shortened
[1.7]
|
Explanations in French | Préfixe, sert à former:
a) des noms abstrait, ex. : havo, haut,
hahavo, hauteur;
b) des verbes passifs, ex.
hafohezina, qu'on raccourcit
[1.8]
|
|
Entry |
ha
|
Part of speech | interjection
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
odre!
|
| Tenim-piontanana maneho:
hatairana: Ha! marary hoe i dada?;
fiaikena: Ha! marina tokoa lahy ny tanin' ilay Rangahy!;
fandavana (tononina fohy): Ha, aza alana eo io sary io [1.1]
|
Explanations in English | An exclamation of approbation, disapprobation, or surprise. Hah! It is sometimes repeated, as Ha! Ha! Ha! There now! [1.2]
|
Examples |
1 | Ha, iza izany, hoy ny mpanjaka?
[1.508]
|
2 | Ha, hoy Ratovo, inona no antony?
[2.895]
|
|
|
Entry |
Ha
|
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Singa mivaingana, faha-105 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Vocabulary |
|