Entry (1/5) | 1 tsara |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny |
Explanations in English |
4 [1.7] good; well |
Explanations in French |
5 [1.3#753, 1.8] bon 6 [1.3#753] qui a de bonnes qualités, beau 7 [1.8] bien |
Examples |
8 Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Antonyms | 16 ratsy |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 102 Filazantsara () |
Proverbs | 103 Proverbs containing the word tsara |
Entry (2/5) | 104 tsarà |
Part of speech | 105 imperative of adjective [Full list] |
Explanations in French |
106 [1.3] soyez bon |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 109 tsara |
Part of speech | 110 noun |
Explanations in Malagasy |
111 [1.1] Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. |
Explanations in French |
112 [1.3#753] jugement |
Derivatives |
|
Entry (4/5) | 115 tsara |
Part of speech | 116 noun |
Explanations in Malagasy |
117 [1.78] [Bara]
teny, resaka |
Derivatives |
|
Analogs | 119 fototsara, marotsara |
Compound words |
|
Entry (5/5) | 121 tsara |
Part of speech | 122 noun |
Explanations in French |
123 [1.196] (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Bezanozano]
|
Vocabulary |
124 Botany |
Anagrams | 125 |
Updated on 2025/01/21 |