Entry |
Filazantsara
|
Elementary words | filazana ;
tsara |
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in Malagasy | Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly [1.1]
|
Explanations in English | The Gospels; the New Testament [1.2]
|
Explanations in French | Evangile, Nouveau Testament [1.3]
|
| Nouveau Testament, Évangile [1.5]
|
Examples |
1 | Ny hitory ny Filazantsara no nifidianana anareo.
[2.649]
|
2 | amin' ny Filazantsara, rahefa izany dia nivavaka.
[2.357]
|
3 | Mety koa raha aseho eto ny asan' ny filazantsara any ny amin'ny ankizy.
[1.353]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
filazantsara,
filazantsaran',
filazantsaran- |
Prefixed : |
-pilazantsara,
-pilazantsaran',
-pilazantsaran- |
|
Biblical quotes |
Article |
|