Entry 1/2 filazana (laza)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany.
Fanambarana: Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera.
Fitantarana: Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [1.1]
Explanations in English A report, an announcement [1.7]
Explanations in French L'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes: Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) [1.3]
 Annonce, avis [1.5]
Compound words 
Titles Filazantsara
Toponyms 

Entry 2/2 Filazana
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -21.2666667, 46.6666667

Anagrams 

Updated on 2024/05/27