Entry (1/3) | 1 manatsara |
Root | 2 tsara |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahatonga ho tsara kokoa: Manatsara ny fahasalamanany sakafo be otrikaina Mahatsara: Manatsara ny tarehy marina ve ny lokomena? Manadio, manao ho tsara: Mahagaga fa manatsara ireto mpianatra telo lahy mpitabataba ireto ny mpampianatra azy ireo |
Explanations in English |
5 [1.7] to improve, to make better |
Explanations in French |
6 [1.8] améliorer; embellir, rendre agréable |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 11 manatsarà |
Root | 12 tsara |
Part of speech | 13 imperative of active verb manatsara [Full list] |
Entry (3/3) | 14 manatsara |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 [1.196] (souvent prononcé magnatsara) (du préfixe mana: qui rend, et tsara : bon ou beau, donc : « qui rend bon », qui améliore). Malleastrum gracile J.F. Leroy (Meliaceae). Voir Pernet et coll. Journal de Botanique Appliquée 11 : 150 (1964). [Sakalava]
|
Vocabulary |
17 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 19 anatsaram, mañaratsa, manasatra, manatsara, manatsarà |
Updated on 2023/01/20 |