Entry | alin-tsara (alina, tsara) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Alina farany amin' ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hira sy dihy; miari-tory daholo ny olona rehetra ary fadina ny firaisana ara-nofo [1.1] | |
Anagrams | alin-tsara, salanitra |
Updated on 2020/07/31 |