Entry (1/4) | 1 alina |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Vocabulary |
4 Mathematics: arithmetic |
Explanations in Malagasy |
5 Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [1.1] |
Explanations in English |
6 ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [1.2] 7 ten thousand [1.7] |
Explanations in French |
8 dix mille [1.8] |
International |
9 10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000 [3.1] |
Examples |
10 sy boriky arivo amby enina alina, [2.996] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
14 The Numbers |
Article |
15 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Entry (2/4) | 16 alina |
Part of speech | 17 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
23 fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra 24 haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [1.1] |
Explanations in English |
25 night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [1.2] 26 night [1.7] |
Explanations in French |
27 nuit [1.8] |
Examples |
28 aza manan'eritreritra hianao hozaraiko ny andro sy ny alina ka ny alina azy ny antoandro anao [2.131] 29 Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [2.324] |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 42 Proverbs containing the word alina |
Article |
43 Randzavola: alina ao amin' ny Baiboly (=> andro) |
Entry (3/4) | 44 alina |
Part of speech | 45 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
50 lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [1.1] |
Explanations in French |
51 qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [1.3] |
Compound words |
|
Entry (4/4) | 53 alina |
Part of speech | 54 noun |
Explanations in English |
55 provincial for adina [Provincial]
[1.2] |
Anagrams | 56 Alain, alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana |
Updated on 2023/07/19 |