|
|
|
|

Entry1  alinkely
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fotoana isian-javatra manjavozavo toa setroka, izay manalefaka ny hazavan' ny masoandro: Mandoro tevy (na tavy) ny any an' ala, hoy ny filazan' ny Ntaolo
(alin-kely) toetr' andro manjombonjombona noho ny setroky ny mpanao tevy any an' ala
Explanations in English  4  [1.2] very cloudy or dark from burning wood, etc.
Elementary words  5  alina, kely

Updated on 2024/12/07