Entry | alin-taona | |
Elementary words | alina ; taona | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha [1.1] | |
Explanations in English | Precocious; premature, as of fruits. [1.2] | |
Vocabulary | Botany: (in general) | |
Anagrams | alin-taona, ilantoana, taolanina |
Updated on 2023/07/19 |