|
|
|
|

Entry (1/2)1  mialina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io laoka io ka simba ~ Hena mialin-taona no hanina amin' ny Fandroana
Explanations in English  4  [1.2] to partially penetrate
to remain a night before being used, as mud for making walls, etc.
Root  5  alina
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Entry (2/2)9  mialina
Part of speech  10  active verb
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] matory andalana mandritry ny alina maromaro
12  [1.1] Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy vao nahavita io zaitra io
Misakafo hariva: Tamin' ny sivy izahay vao nialina omaly
Mihinana (zavatra hafa noho ny vary) amin' ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomangary zareo ato atsimo.
Examples  13  [1.437#] Amin' ny Betsileo ny kanakana mialina no ataony hanim-py malaza.
Root  14  alina
Compound words 

Anagrams  18  alaminy, amilian, amilina, ialinam, ilamina, lamainy, limaina, maiñila, malaiñy, mialañy, mialina, namilia

Updated on 2025/01/21