|
|
|
|

Entry1  mialina andro
Elementary words  2  mialina, andro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza zavatra tehirizina na raharaha atao izay tsy vita androtry ny nanombohana azy fa mahatratra ny andro manaraka
Examples  5  Tsy maintsy mandeha na tsara andro, ria ratsy andro, tsy mialinaandro koa mantsy ny taratasim-Bazaha, indrindra fa taratasi-miaramila. [2.643#]

Updated on 2024/12/07