Entry (1/2) | 1 mialina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io laoka io ka simba ~ Hena mialin-taona no hanina amin' ny Fandroana |
Explanations in English |
4 [1.2] to partially penetrate to remain a night before being used, as mud for making walls, etc. |
Root | 5 alina |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 mialina |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
matory andalana mandritry ny alina maromaro 12 [1.1] Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy vao nahavita io zaitra io Misakafo hariva: Tamin' ny sivy izahay vao nialina omaly Mihinana (zavatra hafa noho ny vary) amin' ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomangary zareo ato atsimo. |
Examples |
13 [1.437#] Amin' ny Betsileo ny kanakana mialina no ataony hanim-py malaza. |
Root | 14 alina |
Compound words |
|
Anagrams | 18 alaminy, amilian, amilina, ialinam, ilamina, lamainy, limaina, maiñila, malaiñy, mialañy, mialina, namilia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |