|
|
|
|

Entry1  Foloalindahy
Elementary words  2  folo, alina, lahy
Part of speech  3  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  4  [1.1] anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina)
Explanations in English  5  [1.2] the one hundred thousand men, which is the name given to the army.
Explanations in French  6  [2.415] cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats
Examples  7  Tsy ravàna ny foloalindahy fa ampitomboina. [2.508#]
8  Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy! [2.298#]
Vocabulary  9  Military

Updated on 2024/12/26