Entry | 1 alinina |
Root | 2 alina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tazonina hatramin' ny fahatongavan' ny alina: Loza Rakoto iny raha hiresaka: nalininy tany aminy aho ka raha tsy efa tapi-mandry ny olona tsy nalefany |
Explanations in English |
5 [1.2] to be kept from going until night. Used of misspent days and hours. |
Explanations in French |
6 [1.3#22] Que l’on retarde jusqu’à la nuit |
Morphology |
|
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |