|
|
|
|

Entry1  alin-tsara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [Tambahoaka] Alina farany amin' ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hira sy dihy; miari-tory daholo ny olona rehetra ary fadina ny firaisana ara-nofo
Elementary words  4  alina, tsara

Anagrams  5  alin-tsara, nalasitra, nasilatra, salanitra

Updated on 2025/01/21