|
|
|
|

Entry1  Alatsara
Elementary words  2  ala, tsara
Part of speech  3  name (toponym) [Full list]
Examples  4  Tamin'ny voalohany dia lasan'Andrianonibe I i Alatsara. [2.508]
5  Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy. [2.508]
6  Nanafika nianatsimo koa izy ka nahazo an'i Vohitsafy, izay novany anarana hoe Alatsara. [2.508]
7  Kanjo taty aoriana dia resin' Andriambelonandro indray izy ka lasan'i Vohibato ihany Alatsara, mbamin'i Avomalaza, Ambohitravo andrefana, Angavo, Fihaika ary Alasora ary efa niomana haka an'Anosa koa indray. [2.508]

Updated on 2024/11/01