|
|
|
|

Entry1  kabary tsara lahatra
Elementary words  2  kabary, tsara, lahatra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny
5  lahateny efa voaomana ary mirindra fatratra [1.1]
Synonyms  6  kabary tsara mitsangana

Updated on 2023/01/01