Entry | 1 lahatra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Fitohitohizan-javatra na olona manaraka tsipika iray; fametrahan-javatra na olona mihitsy tomandavana: Tsara lahatra ny boky eto ambony latabatra izany 9 Lamina, fandaminan-javatra: Tsara lahatra ny kilalao tamin' ny lanonana 26 Jiona 10 Firindra, filazan-javatra milamina mifanaraka tsara: Tsy ilaina ny kabary tsara lahatra fa poaka aty 11 Fitondran' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin' ny olombelona: Izao no lahatra ka atao ahoana? [1.1] |
Explanations in English |
12 order; ranks; fate [1.7] |
Explanations in French |
13 arrangement [1.3, 1.7] 14 rang, ordre [1.3#370, 1.8] 15 alignement, organisation, arrangement, discours: Tsara lahatra ny boky (Les livres sont bien rangés) ~ Tsara lahatra ny mpianatra (Les élèves sont bien alignés) ~ Tsara lahatra ny nanaovany izany raharaha izany (Il a bien organisé ce travail) [1.3#370] 16 destin [1.8] 17 destinée [1.66] |
Examples |
18 Ramielovola Ramielovoahangy / ny nifiny dia vato lahatra / ny tanany dia vanim-bero / ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131] 19 Ary na dia manaiky aza hianao, ka tsy lahatra, ho tanteraka aiza, ka afaka ny tsiny? [2.324] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word lahatra |
Anagrams | 28 halatra, lahatra |
Updated on 2023/10/23 |