Entry | 1 filaharana |
Root | 2 lahatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fijoroana mitandahatra manaraka tsipika mahitsy |
Explanations in English |
5 [1.7] order in rank; a queue of people; a rank or a row |
Explanations in French |
6 [1.8] ordre de rang; rang, alignement 7 [1.13] rang, ordre, relation d'ordre |
Examples |
8 aza miala amin'ny filaharana ianao. [2.442#] 9 Ilana filaharana ve ny mividy zavatra iray? [2.503#] 10 Dia holazaina manaraka izao filaharana izao izy [1.357#] |
Compound words |
|
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |