|
|
|
|

Entry1  alahatra
Root  2  lahatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo
5  Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany [1.1]
Explanations in English  6  to be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type). [1.7]
Explanations in French  7  à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut) [1.3]
8  qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie). [1.8]
Examples  9  Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny: [1.38]
10  alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy. [2.470]
11  ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra; [2.996]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word alahatra

Updated on 2023/10/08