|
|
|
|

Entry1  alahatra
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo
Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany
Explanations in English  4  [1.7] to be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type).
Explanations in French  5  [1.3] à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut)
6  [1.8] qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie).
Examples  7  [1.38] Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny:
8  [2.470] alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy.
9  [2.996] ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra;
Root  10  lahatra
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word alahatra

Updated on 2024/12/11