Entry (1/2) | 1 laharana |
Root | 2 lahatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asiana olona na zavatra milahatra: Laharana mpianatra manoloana ny sekoly |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 laharana |
Root | 10 lahatra |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Andalana: Laharana fahatelo avy aty an-kavia no misy azy |
Explanations in English |
13 [1.7] a row, an alignment; order in merit or dignity |
Explanations in French |
14 [1.8, 1.13] rang 15 [1.8] alignement; ordre de mérite, etc. 16 [1.13] ordre, numéro |
Examples |
17 Ny laharana fahatelo sahala amin' izay koa. [2.606#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 35 Proverbs containing the word laharana |
Updated on 2025/01/01 |