Entry | 1 lohalaharana |
Elementary words | 2 loha, laharana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1][loha laharana] enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana |
Explanations in French |
5 [1.13] primordial; avant garde |
Examples |
6 Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo. [2.472#] 7 Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. [4.27#] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |